plt-x-antaifasy_3jn_text_reg/01/05.txt

1 line
476 B
Plaintext

\v 5 E malala, magnano asa mahatoky anao ndre amin'ino ndre ino asa aninao ho an'gne ralanao sy gne vahiny, \v 6 izay nijoro vavolombelogny gne fitiavanao tagnatrehan'gne fiangonagny. Soa gne naninao ra alefanao mandea amin'gne fomba mendriky an'Andriamanitry indreo, \v 7 satria nohon'gne agnarany gne nialany, tsy nitondra ndre ino ndre ino avy tamin'gne Jentilisa. \v 8 Noho izany izika da tokony handray gne ako izany, mba ho mpiara-miasa amin'gne fahamarinagny isika.