Mon Mar 16 2020 15:42:45 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-16 15:42:46 +03:00
parent 1db1124a31
commit 1766a8a909
8 changed files with 17 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Iao olombe mamangy an'i Galo malala, gne tiako amin'gne fahamarinagny. E malala, mivavaky iao mba hambinigny amin'gne zavatra marobe anao sady ho salama, ako gne hanambinagny gne fagnahinao. Tena faly iao fony nisy ralah tonga sady nijoro vavolombelogny tamin'gne fahamarinanao, ako gne andiananao amin'gne marina. Tsy managny hafaliagny zakabe ako ity iao, da gne maharegny fa mandea amin'gne fahamarinagny gne zanako.
\c 1 \v 1 Iao olombe mamangy an'i Galo malala, gne tiako amin'gne fahamarinagny. \v 2 E malala, mivavaky iao mba hambinigny amin'gne zavatra marobe anao sady ho salama, ako gne hanambinagny gne fagnahinao. \v 3 Tena faly iao fony nisy ralah tonga sady nijoro vavolombelogny tamin'gne fahamarinanao, ako gne andiananao amin'gne marina. \v 4 Tsy managny hafaliagny zakabe ako ity iao, da gne maharegny fa mandea amin'gne fahamarinagny gne zanako.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 \v 8 E malala, magnano asa mahatoky anao ndre amin'ino ndre ino asa aninao ho an'gne ralanao sy gne vahiny, izay nijoro vavolombelogny gne fitiavanao tagnatrehan'gne fiangonagny. Soa gne naninao ra alefanao mandea amin'gne fomba mendriky an'Andriamanitry indreo, satria nohon'gne agnarany gne nialany, tsy nitondra ndre ino ndre ino avy tamin'gne Jentilisa. Noho izany izika da tokony handray gne ako izany, mba ho mpiara-miasa amin'gne fahamarinagny isika.
\v 5 E malala, magnano asa mahatoky anao ndre amin'ino ndre ino asa aninao ho an'gne ralanao sy gne vahiny, \v 6 izay nijoro vavolombelogny gne fitiavanao tagnatrehan'gne fiangonagny. Soa gne naninao ra alefanao mandea amin'gne fomba mendriky an'Andriamanitry indreo, \v 7 satria nohon'gne agnarany gne nialany, tsy nitondra ndre ino ndre ino avy tamin'gne Jentilisa. \v 8 Noho izany izika da tokony handray gne ako izany, mba ho mpiara-miasa amin'gne fahamarinagny isika.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Nanoratry ra tamin'gne fiangonagny iao, f'izy Diotrefa, gne ta- ho lohany amin-dreo, da tsy nadray anay. Noho izany, ra tonga iao, da ho tsarovako gne asa izay naniny, gne fomba nizakany ra mampadikidiky manohitry anay miaraka amin'gne zaka ratsy. Tsy afa-po tamin'gne asa, da tsy nandraygne rala izy. Nandrara gne ta-hagnano ako izany izy sady nandroaky andreo hivoky gne fiangonagny.
\v 9 Nanoratry ra tamin'gne fiangonagny iao, f'izy Diotrefa, gne ta- ho lohany amin-dreo, da tsy nadray anay. \v 10 Noho izany, ra tonga iao, da ho tsarovako gne asa izay naniny, gne fomba nizakany ra mampadikidiky manohitry anay miaraka amin'gne zaka ratsy. Tsy afa-po tamin'gne asa, da tsy nandraygne rala izy. Nandrara gne ta-hagnano ako izany izy sady nandroaky andreo hivoky gne fiangonagny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 E malala, ka mangala tahaky gne ratsy fa gne tsara. Gne raiky izay magnano e tsara da an'Andriamanitry; gne raiky izay magnano e ratsy da tsy nahita an'Andriamanitry. Gne maro sy gne fahamarinagny da vavolombelogny magnambara an'i Demetrio. Iay avokoa da mijoro vavolombelogny, sady fantatrinao fa marina gne fagnambaranay.
\v 11 E malala, ka mangala tahaky gne ratsy fa gne tsara. Gne raiky izay magnano e tsara da an'Andriamanitry; gne raiky izay magnano e ratsy da tsy nahita an'Andriamanitry. \v 12 Gne maro sy gne fahamarinagny da vavolombelogny magnambara an'i Demetrio. Iay avokoa da mijoro vavolombelogny, sady fantatrinao fa marina gne fagnambaranay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Nanagny ra marobe ho soratagny aminareo iao, fa tsy magniry hanoratry ireo aminareo amin'gne penina sy ranomainty iao. F'izy iao magnategna hahita anareo tsy ho ela, sady hiresaky mivantagny isika. Ho aminareo anie gne fiadanagny. Magnano veloma anao gne namagny aty. Veloma amin'gne namagny kiraikiraiky araky gne agnarany aby.
\v 13 \v 14 Nanagny ra marobe ho soratagny aminareo iao, fa tsy magniry hanoratry ireo aminareo amin'gne penina sy ranomainty iao. F'izy iao magnategna hahita anareo tsy ho ela, sady hiresaky mivantagny isika. Ho aminareo anie gne fiadanagny. \v 15 Magnano veloma anao gne namagny aty. Veloma amin'gne namagny kiraikiraiky araky gne agnarany aby.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
3 Jaona

View File

@ -33,7 +33,15 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"MAD125"
"MAD125",
"Dell"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-05",
"01-09",
"01-11"
]
}