plt-x-antaifasy_2ti_text_reg/03/08.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 8 Akoizany avakoa i Jana izy am'i Jambra nitsangagny nanohitry an'i Mosesy. Tamin'izany da nitsangagny avakoa gne mpampianatry sandoky hanohitry gne marina. Indreo da lelà simba fiainagny, tsy nankasitrahagny tame finoagny. \v 9 Fa tsy handroso lavitry indreo. satria gne hadalany da ho hita mazava ame olo agnaby, ako e an'io lelà aby io.