auto save
This commit is contained in:
parent
4b97794afa
commit
976cad474b
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na amina, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. \v 9 Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny sady gne fahasoavany. Ndre da mbola tsy nanomboky gne fotoagny da efa nagnome antsika an'io raha io tao am'i Kristy Jesosy Izy. \v 10 Fa amin'izao fotoagny izao gne famonjen'Andriamanitry da nambara tame alalan'e fisehoan'i Kristy Jesosy Mpagnavotry atsika. Kristy izay nagnafoagny gne fahafatesagny sady nitondra fiainagny izay tsy ho tapitry mandrakizay mba hagnazava ame alalan'e filazantsara. \v 11 Noho izany, da voatondro ho mpitory teny iao, ho apostoly, sady ho mpampianatry. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha sasany da magnampy hoe: "Ho an'e Jentilisa."]
|
||||
\v 8 Ka megnatry ame fijoroagny vavolombelo momba gne Tompontsika, na aminà, Paoly, gne gadrany. F'izy, mizara ame fahoriagny gne filazantsara arak'e herin'Andriamanitry. \v 9 Fa Andriamanitry gne namonjy antsika sady nangaiky antsika tame antso masigny. Nagnano izany Izy, tsy nohon'e drafitry izay efa naniny sady gne fahasoavany. Ndre da mbola tsy nanomboky gne fotoagny da efa nagnome antsika an'io raha io tao am'i Kristy Jesosy Izy. \v 10 Fa amin'izao fotoagny izao gne famonjen'Andriamanitry da nambara tame alalan'e fisehoan'i Kristy Jesosy Mpagnavotry atsika. Kristy izay nagnafoagny gne fahafatesagny sady nitondra fiainagny izay tsy ho tapitry mandrakizay mba hagnazava ame alalan'e filazantsara. \v 11 Noho izany, da voatondro ho mpitory teny iao, ho apostoly, sady ho mpampianatry. [Fagnamarihagny: Gne dikan-teny taloha sasany da magnampy hoe: "Ho an'e Jentilisa."]
|
Loading…
Reference in New Issue