plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/03/17.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 17 Noho izany sa malala, satria fantatrareo izany raha izany, da tandremo e tegnanareo mba tsy ho voafandrik'e olo ratsy fagnahy ka ho very e fahamarinanareo. \v 18 Fa mitomboa ame fahasoavagny izy ame fahalalagny e Tompontsika izy am'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Ho an'azy anie gne voninahitry amin'izao fotoagny izao sady mandrakizay. Amena!