plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/03/14.txt

1 line
623 B
Plaintext

\v 14 Noho izany sa malala, satria magnantegna izany raha izany anareo, magnamboara e tsara indrindra avy agny aminareo mba tsy hisy pentigny sady tsy hanan-tsigny eo an-katrefany, am-piadanagny. \v 15 Sady eritrereto avakoa e faharetan'e Tompontsika ame famonjegny, ako e nosoratan'i Paoly rahala malalantsika taminareo, arak'e fahendregny izay nomegny anazy. \v 16 Paoly da mizaka izany raha izany ao ame taratasiny agnaby, izay misy raha sarotry takarigny. Olo tsy misy fahalalagny sady tsy miorigny gne magnova izany raha izany, ako e hagnamboarany e soratry masigny hafa koa, ka mahalasa fahaverezagny ho an'e tegnany.