plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/03/01.txt

1 line
292 B
Plaintext

\v 1 Amin'izao fotoagny izao sa malala, manoratry ho anareo ity taratasy faharoy ity iao ho fampatsiahivagny entigny handrisihagny e sainareo madio, \v 2 mba hahatsiarovanao e zaka nozakain'e mpaminany masigny taloha tagny da didin'e Tompo izy ame Mpamonjy antsika izay nomen'e apostolinareo.