plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/02/20.txt

1 line
502 B
Plaintext

\v 20 Ndre ia ndre ia ame fahalotoan'izao tontolo izao ame alalan'e fahalalagny e Tompo izy am'i Jesosy Kristy Mpamonjy, da avy eo miverigny ame fahalotoagny indraiky, da da hanjary ratsy nohon'e toe-javatry voalohany e toe-javatry farany. \v 21 Tsara kokoa ho andreo e tsy mahafantatry e lalan'e fahamarinagny nohon'e mahafantatry izany da hivadiky ame didy masigny natolotry andreo. \v 22 Marina ho andreo ity ohabolagny ity: "Gn'amboa e mipody ame loany. E kisoa efa nisasa miverigny mihoso-potaky."