plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/02/04.txt

1 line
715 B
Plaintext

\v 4 Fa Andriamanitry tsy namindra fo e anjely izay nanota. F'izy natolotriny ho ame vilagny tany indreo mba ho voatazogny ame gadran'e fahamaizignagny mandra-piavian'e fitsaragny. (Fagnamarihagny: E dikan-teny taloha sasany da midika akoizao: "Mba ho fiezigny ame lavak'e fahamaizinagny mandra-piavian'e fitsaragny.") \v 5 Sady koa, tsy namela izao tontolo izao taloha Izy. F'izy, namonjy an'i Noah, izay mpitory e fahamarinagny, miaraky ame fito hafa, refa nitondra e safo-drano tame ratsy fagnahy teto amin'izao tontolo izao izy. \v 6 Andriamanitry avakoa da nagnano e tanagnin'i Sodoma izy an'i Gomora ho lakevo sady nagnameloky andreo ho ame fahapotehagny, ho ako e ohatry amin'izay hitranga ame ratsy fagnahy.