plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/02/01.txt

1 line
485 B
Plaintext

\v 1 Gne mpaminany sandoky da avy tame olo, da e mpampianatry sandoky avakoa da ho avy eo aminareo. Hitondra mangingigny sain-diso mamotiky indreo, da handà e Tompo izay nividy andreo. Indreo da mitondra fahapotehagny malaky amindreo. \v 2 Maro e hagnaraky e fijejojejoandreo, da ame alalan'izany e hizakan-dratsy e lalan'e fahamarinagny. \v 3 Ame firendremagny gne hagnararaotany anareo miaraky ame zaka mamitaky. Tsy ho ela e fagnamelohagny an'izany; tsy matory e fahapotehan'izany.