plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/01/16.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 16 Fa iay da tsy nagnaraky tafasiry tsara rafitry izay noforonigny refa niresaky taminareo e momba gne hery izy ame nisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika. F'izy, iay da vavolombelogny nahita e fiandrianany.\v 17 Fa Izy da nahazo laza amam-boninahitry avy tamin'Andriamanitry Ray refa nisy feo avy tamin'Azy tame voninahitry zakabe indrindra nagnano hoe: "Ity e Zanako malalako, izay sitrako indrindra."\v 18 Nahare izany feo avy lat'an-dagnitry izany iay, refa niaraky tamin'azy t'an-tendrombohitry masigny.