plt-x-antaifasy_2pe_text_reg/01/12.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 12 Noho izany da vonogny fezay iao hampatsiaro anareo an'io raha io, ndre da fantatrareo izany, sady ndre da matanjaky ame marina anareo amin'izao fotoagny izao. \v 13 Iao mieritreritry fa rariny aminà e mamoha anareo ame fampatsiahivagny izany raha izany, raha mbola etoa amin'ity tragno-lay ity iao. \v 14 Satria fantako fa tsy ho ela da ho alako e tragno-laiko, ako e naboakin'i Jesosy Kristy Tompontsika anà. \v 15 Da ho aniko izay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva izany raha izany refa lasa iao.