auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:49:05 -05:00 committed by root
parent 1791cd7078
commit f400e641bb
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 \v 7 \v 5 Indreo da minia magnadigno fa e lagnitry izy ame tany da nisy tame rano sady tame alalan'e rano, fotoagny, nohon'e didin'Andriamanitry, sady tame alalan'io raha io, gne nandravagny e tontolo tamin'izany fotoagny izany, tame tondra-drano. Fa amin'izao fotoagny izao e lagnitry izy ame tany da natokagny ho an'e afo ame alalan'io didy io avao. Indreo da voatokagny ho ame andron'e fitsaragny izy ame fandringanagny e olo ratsy fagnahy.
\v 5 Indreo da minia magnadigno fa e lagnitry izy ame tany da nisy tame rano sady tame alalan'e rano, fotoagny, \v 6 nohon'e didin'Andriamanitry, sady tame alalan'io raha io, gne nandravagny e tontolo tamin'izany fotoagny izany, tame tondra-drano. \v 7 Fa amin'izao fotoagny izao e lagnitry izy ame tany da natokagny ho an'e afo ame alalan'io didy io avao. Indreo da voatokagny ho ame andron'e fitsaragny izy ame fandringanagny e olo ratsy fagnahy.