auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:44:05 -05:00 committed by root
parent 472e25714b
commit 948b1c64c8
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Fa e biby tsy mana-saigny da natao hosamborigny sady ppotehigny. Tsy fantandreo izay tsiratsiraindreo. Ho potiky indreo. Handray e valisoan'e raha ratsy nanindreo indreo. Mieritreritry indreo fa e tsy fiafiagny mandritry gn'andro da fahafinaretagny. Indreo da be pentipentigny izy ame tsigny. Mahafinaritry andreo e asa famitahandreo rehefa mihinagny miaraky aminareo. (Fagnamarihagny: E dikan-teny sasany da midika akoizao: "Mahafinaritry anazy e asandreo refa mihinagny miaraky aminareo ame sakafom-pifankatiavagny.") Molam-biavy mijangajanga indreo; tsy afa-po ame fahotagny mihitsy indreo. Mitariky fagnahy tsy mety maty ho ame famboara-ratsy indreo, sady managny fo voaofagny ame fitsiriritagny indreo. Zanak'e fagnozognagny izany!
\v 12 \v 14 Fa e biby tsy mana-saigny da natao hosamborigny sady ppotehigny. Tsy fantandreo izay tsiratsiraindreo. Ho potiky indreo. \v 13 Handray e valisoan'e raha ratsy nanindreo indreo. Mieritreritry indreo fa e tsy fiafiagny mandritry gn'andro da fahafinaretagny. Indreo da be pentipentigny izy ame tsigny. Mahafinaritry andreo e asa famitahandreo rehefa mihinagny miaraky aminareo. (Fagnamarihagny: E dikan-teny sasany da midika akoizao: "Mahafinaritry anazy e asandreo refa mihinagny miaraky aminareo ame sakafom-pifankatiavagny.") Molam-biavy mijangajanga indreo; tsy afa-po ame fahotagny mihitsy indreo. Mitariky fagnahy tsy mety maty ho ame famboara-ratsy indreo, sady managny fo voaofagny ame fitsiriritagny indreo. Zanak'e fagnozognagny izany!