auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-02-02 08:01:14 -05:00 committed by root
parent 73c8745f66
commit 324145662c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 \v 20 \v 21 Itsika da managny ity zaka faminaniagny izay efa nanigny mafy origny ity. Tokony hitandrigny izany tsara anareo. Izany da ako e jiro mazava agnatin'e mizigny mandra-piavian'e mandraigny izy ame kintan'e marandraigny miposaky am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminaniagny avy ame famoaha
\v 19 \v 20 \v 21 Itsika da managny ity zaka faminaniagny izay efa nanigny mafy origny ity. Tokony hitandrigny izany tsara anareo. Izany da ako e jiro mazava agnatin'e mizigny mandra-piavian'e mandraigny izy ame kintan'e marandraigny miposaky am-ponareo. Fantaro aloha izao, fa tsy misy faminaniagny avy ame famoahan-kevitr'e olo. Fa tsy misy misy faminaniagny avy tame sitrapon'e olo. F'izy, nitarihin'e Fagnahy Masigny izany mba hizaka izay nozakain'Andriamanitry.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2