auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:28:50 -05:00 committed by root
parent 61ecd4a449
commit 1388b8ce4d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 \v 17 \v 18 Fa iay da tsy nagnaraky tafasiry tsara rafitry izay noforonigny refa niresaky taminareo e momba gne hery izy ame nisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika. F'izy, iay da vavolombelogny nahita e fiandrianany. Fa Izy da nahazo laza amam-boninahitry avy tamin'Andriamanitry Ray refa nisy feo avy tamin'Azy tame voninahitry zakabe indrindra nagnano hoe: "Ity e Zanako malalako, izay sitrako indrindra." Nahare izany feo avy lat'an-dagnitry izany iay, refa niaraky tamin'azy t'an-tednrombohitry masigny.
\v 16 Fa iay da tsy nagnaraky tafasiry tsara rafitry izay noforonigny refa niresaky taminareo e momba gne hery izy ame nisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika. F'izy, iay da vavolombelogny nahita e fiandrianany.\v 17 Fa Izy da nahazo laza amam-boninahitry avy tamin'Andriamanitry Ray refa nisy feo avy tamin'Azy tame voninahitry zakabe indrindra nagnano hoe: "Ity e Zanako malalako, izay sitrako indrindra."\v 18 Nahare izany feo avy lat'an-dagnitry izany iay, refa niaraky tamin'azy t'an-tednrombohitry masigny.