auto save

This commit is contained in:
MAD122 2020-03-03 10:28:50 -05:00 committed by root
parent a1371b6a3d
commit 130d85554d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 E raha agnaby mahakasiky e herin,Andriamanitry ho an'e fiainagny izy ame toe-pagnahy da nomegny antsika tame alalan'e fahalalagny an'Andriamanitry, izay niantso antsika tame alalan'e voninahitriny izy ame fahatsarany manokagny. Tame alalan'e nomeny zaka fikasagny tsara sady zakabe indrindra itsika, mba ho lasa mpizara amin'ny fomban,Andriamanitry anareo, raha miala e fahalotoagny izay eto an-tany nohon'e filan-dratsy.
\v 3 E raha agnaby mahakasiky e herin'Andriamanitry ho an'e fiainagny izy ame toe-pagnahy da nomegny antsika tame alalan'e fahalalagny an'Andriamanitry, izay niantso antsika tame alalan'e voninahitriny izy ame fahatsarany manokagny. \v 4 Tame alalan'e nomeny zaka fikasagny tsara sady zakabe indrindra itsika, mba ho lasa mpizara amin'ny fomban,Andriamanitry anareo, raha miala e fahalotoagny izay eto an-tany nohon'e filan-dratsy.