Sat Mar 07 2020 17:01:55 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 17:01:55 +03:00
commit 694b7c0aab
7 changed files with 15 additions and 1 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy amin'e olombe kahatramin'gne viavy voafidy sy gne zanany, izay tiako amin'gne fahamarinagny - sady tsy iao avao, fa gne maro izay nahafantatry gne marina avokoa - nohon'gne fahamarinagny izay mipetraky agnatitsika sady hiaraky amintsika mandrakizay. Ho amintsika anie gne fahasoavagny, gne famindram-po, gne fiadanagny avy amin'Andriamanitry Ray sy avy amin'i Jesosy Kristy, Zanak'e Ray, amin'gne fahamarinagny sy fitiavagny.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne fitiavagny, da gne mba handianatsika araky gne didiny. Izao gne didy, araky gne regninareo hatramin'gne voalohany, da gne tokony handiananareo amin'izany.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa maro gne mpamitaky efa lasa amin'izao tontolo izao, sady indreo da tsy magneky an'i Jesosy Kristy da tonga tamin'e nofo. Izany gne mpamitaky sy antikristy. Iteo gne tegnanareo, mba tsy hahavery gne ra izay efa vitantsika marobe, fa mba handraisanareo valim-pitia feno.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Ndre ia ndre ia mandea aloha sady tsy mitoetra amin'gne fampianaran'i Kristy da tsy managny an'Andriamanitry. Gne raiky izay mitoetry amin'gne fampianaragny, izany raiky izany da managny gne Ray sy gne Zanaky. Ra misy olo tonga aminao sady tsy mitondra izany fampianaragny izany, da ka mandray anazy ho an-dragnonao sady ka miarahaba anazy. Fa gne miarahaba anazy da miombogny amin'gne ratsy aniny.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 \v 13 Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.

View File

@ -2,7 +2,11 @@
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
<<<<<<< HEAD
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the full license found at http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/.
=======
This is a human-readable summary of (and not a substitute for) the [license](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/).
>>>>>>> d86e972428aeb9dbde7d9dbfb8ef0b9dbac6b590
### You are free to:
@ -25,5 +29,8 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
>>>>>>> d86e972428aeb9dbde7d9dbfb8ef0b9dbac6b590

View File

@ -32,6 +32,8 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"translators": [
"MAD125"
],
"finished_chunks": []
}