auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-12 02:53:45 -05:00 committed by root
parent 54500aaf1c
commit 58c28df2fc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne f
Tena faly iao satria nahita gne sasany amin'gne zanakao mandea amin'gne fahamarinagny, ako gne nandraisatsika izany didy izany avy tamin'gne Ray. Da mangataky aminao iao, raviavy - tsy ako gne manoratry didy vaovao aminao iao, fa gne nanagnatsika hatramin'gne voaloany - da gne tokony hifankatiavantsika samby isika. Iao gne fitiavagny, da gne mba handianatsika araky gne didiny. Izao gne didy, araky gne regninareo hatramin'gne voalohany,