auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-12 03:53:25 -05:00 committed by root
parent 9e23687f51
commit 3c8cafe48b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ndre ia ndre ia mandea aloha sady tsy mitoetra amin'gne fampianaran'i Kristy da tsy managny an'Andriamanitry. Gne raiky izay mitoetry amin'gne fampianaragny, izany raiky izany da managny gne Ray sy gne Zanaky. Ra misy olo tonga aminao sady tsy mitondra izany fampianaragny izany, da ka mandray anazy ho an-dragnonao sady ka miarahaba anazy. Fa gne miarahaba anazy da miombogny amin'gne ratsy aniny.
\v 9 \v 10 \v 11 Ndre ia ndre ia mandea aloha sady tsy mitoetra amin'gne fampianaran'i Kristy da tsy managny an'Andriamanitry. Gne raiky izay mitoetry amin'gne fampianaragny, izany raiky izany da managny gne Ray sy gne Zanaky. Ra misy olo tonga aminao sady tsy mitondra izany fampianaragny izany, da ka mandray anazy ho an-dragnonao sady ka miarahaba anazy. Fa gne miarahaba anazy da miombogny amin'gne ratsy aniny.

View File

@ -1 +1 @@
Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.
\v 12 \v 13 Managny ra maro ho soratagny aminareo iao, f'izy iao tsy magniry hanoratry izany amin'gne taratasy sy ranomainty. Ndre izany aza, magnategna gne ho tonga aminareo agny iao sady hiresaky mivantagny, mba ho tanteraky gne fifalianareo. Magnano veloma anareo gne zanak'e rahavavinao voafidy.