plt-x-antaifasy_2co_text_reg/13/11.txt

1 line
264 B
Plaintext

\v 11 Farany, ralah, mifalia! miasà ho amin'gne famerenagny amin'gne laoniny, mahereza, mifagnekea gne kiraikiraiky, miaigna am-piadanana, da gne Andriananitry e fitiavagny sy gne fiadnana da hiaraky aminareo. \v 12 Mifampiaraba anareo amin'e fanorohona Masina.