plt-x-antaifasy_2co_text_reg/13/09.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 9 Fa isika da mifaly ra marefo sady mafy anareo. Fa isika avokoa da mivavaky mba ho ataontsika feno anareo. \v 10 Manoratry itoa ra itoa iao ra magnalavitry anreo iao, ka ra miaraky aminareo iao da tsy voatery mitondra anareo an-katezeragny amin'gne fampiasagny gne fahefako- izay nomen'e Tompo ana, mba agnanganako anareo, sady tsy hanimba anareo.