plt-x-antaifasy_2co_text_reg/13/07.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 7 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 8 Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao.