plt-x-antaifasy_2co_text_reg/13/05.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 5 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. \v 6 Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany.