plt-x-antaifasy_2co_text_reg/13/01.txt

1 line
342 B
Plaintext

\c 13 \v 1 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." \v 2 Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao."