plt-x-antaifasy_2co_text_reg/09/12.txt

1 line
713 B
Plaintext

\v 12 Gne fagnatanterahagny ionasa fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. \v 13 Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonareo amin'e filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fahalalahan-tagnanreo amin'e fagnomezagny ho andreo sy gn'olo agnaby.\v 14 Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitry anie gne saotry noho gne fagnomezagny tsy hai zakaigny!