plt-x-antaifasy_2co_text_reg/09/03.txt

1 line
590 B
Plaintext

\v 3Sady nirahako gne ralà mba tsy ho zava-pôgny gne fireharehantsika momba anareo, sady ho vonogny anareo, araky gn'efa nozaikako ho anareo.\v 4Râ tsy izany, râ misy Makedonia maro miaraky aminà safy mahita anareo mbola tsy vonigny, da ho megnatry isika-tsy mizaka ndre ino ndre ino momba anareo iao-noho gne fahatokiagny anareo. \v 5 Da mieritreritry iao fa ilaigny gne mamporisiky ireo ralà handeha aminao sady hagnano fifagnarahagny mialoha gn'amin'e fagnomezagny efa nampagnantegnahinao. Izany da ahafahagny mivonigny akô gne fitahihagny, fa tsy akô gne zavatry tsy azo ekegny.