plt-x-antaifasy_2co_text_reg/08/22.txt

1 line
493 B
Plaintext

\v 22 Mandefa ralàk raiky hafa avao iay miaraky amindreo. Matetiky iay gne nitsapa anazy, sady nahita anazy mafana fo tamign'asa maro. Mazoto tokôtry izy amizao noho gne fahatokisagny zakabeizay anagnanayaminareo. \v 23 Râ gne amin'i Titosy, izy gne namako sy mpiara-miasa aminà ho anareo. Râ gn'amin'e ralànay, da nalefan'ireo fiangonagny indreo. Voninahitry ho an'Kristy indreo. \v 24 Da abohay anazy ireo gne fitiavanareo, sady abohay fiangonagny gn'antony fireharehanay momba anareo.