plt-x-antaifasy_2co_text_reg/07/13.txt

1 line
455 B
Plaintext

\v 13Tame alalan'izany gne nampaherezagny anay. Mihoatry nohon'e fampaherezagny izay efa anagnanay, nihoa-papagny gne fifaliany nohon'e fifalian'i Titosy, satria gne fagnahiny da velombelogny nohon'e aminareo agnaby.\v 14Raha ohatry ka nirehareha tamin'azy gne momba anareo iao, da tsy mba afa-baraka iao. Mifanohitry amizany, gne raha izay nozakainay taminareo agnaby da marigny aby, gne fireharehanay momba anareo tamin'i Titosy da voaporofo fa marigny.