plt-x-antaifasy_2co_text_reg/07/11.txt

1 line
685 B
Plaintext

\v 11Iteo gne vokatr'e hazakaben'e fikirizanareo tame fahoriagny ao amin'Andriamanitry. Zakabe tokotry gne hazakaben'e fikirizagny tao aminareo mba hagnaporofoagny fa tsy manan-tsigny anareo. Zakabe tokotry gne hazakaben'e havigniranareo, gne tahotrareo,gn'alahelonareo, gne zotom-ponareo, da gne fagnirianareo ahita gne fahamarinagny izay tokony amboarigny. Ame raha agnaby da nagnaporofo tame tegnanareo anareo mba tsy ho meloky amizany raharaha izany. \v 12Ndre da nanoratry taminareo aza iao, iao da tsy nanoratry ho an'e mpagnano ratsy, na ho an'e raiky izay miharitry gne ratsy. Nanoratry iao mba tokony hampahafantaragny gone fazotoanareo teo aminay eo agnatrehan'Andriamanitry.