plt-x-antaifasy_2co_text_reg/07/08.txt

1 line
632 B
Plaintext

\v 8Ndre da nampalahelo anareo aza gne taratasiko, da tsy nampanegnigny anà izany. Fa nanegnigny tamizany iao refa nahita fa nampalahelo anareo gne taratasiko. Fa nalahelo nandritran'e fotoagny foiky anareo.\v 9Amizao fotoagny izao da faly iao, tsy hoe satria ory anareo, fa satria gne alahelonareo gne nitondra anareo ho ame fibebahagny. anareo da niaigny gne fahoriagny ao amin'Andriamanitry, ka tsy nisy very gne nijalianareo ho anay. \v 10Gne fahoriagny ao amin'Andriamanitry da minday ame fibebahagny mba hahatanteraky gne famonjegny tsisy fanegnenagny. Ndre izany aza, gne alahelon'izao tontolo izao, da minday fahafatesagny.