1 line
562 B
Plaintext
1 line
562 B
Plaintext
\v 14Ka mifamatotry ame tsy mpino. Fa ino gne iresan'e fahamarignagny izy ame fandikan-dalàgny? Fa ino gn'iarahan'e mazava izy ame mizigny? \v 15Ino gne mety ho fifagnarahagny eo amin'i Kristy izy amin'i Beliala? Na ino gne tokony anjara anagnan'e mpino raiky izy ame tsy mpino raiky?\v 16Da ino gne fifagnarahagny misy eo ame fiangonan'Andriamanitry izy ame sampy? Fa atsika da fiangonan'Andriamanitry velogny, araky gn'efa nozakain'Andriamanitry hoe: "Hipetraky eo amindreo Iao sady handeha eo amindreo. Iao da ho Andriamanitrindreo sady indreo da ho oloko." |