plt-x-antaifasy_2co_text_reg/05/16.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 16Noho izany antony izany, manombok'izao da tsy mitsara ndre ia ndre ia arak'e fomban'olombelogny atsika, ndre da efa nagnety an'i Kristy akô izany aza atsika taloha. Fa amizao fotoagny izao atsika da tsy mitsara ndre ia ndre ia akô izany koa.\v 17Noho izany, raha misy olo ao amin'i Kristy da olo vaovao izy. Efa lasa gne raha taloha. Indreo, fa efa lasa vaovao indreo.