plt-x-antaifasy_2co_text_reg/05/11.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 11 Noho izany, gne fahalalagny gne tahotry gne Tompo, gne handresetsika lahatry gn'olo. Gne maha atsika atsika da hitan'Andriamanitry mazava. Atenaiko fa mazava ame feon'e fieritreretanareo avakoa izany. \v 12Tsy miezaky gne handresy lahatry anareo indraiky iay mba hagnety anay ako gne mahitsy fo. Fa kosa, magnome antony ho anareo hirehareha nohon'e aminay iay, mba hanagnanareo valin'e zaka ho an'izay mirehareha gn'me endriky ivelany fa tsy gn'amizay ao am-po.