plt-x-antaifasy_2co_text_reg/04/11.txt

1 line
242 B
Plaintext

\v 11 Iay zay velogny da mitondra hatrany amin'gne vatanay gne fahafatesan'i Jesosy, amin'izay gne fiainan'i Jesosy da hiboky amin'e vatanay olombelogny. \v 12 Noho izany gne fahafatesagny da miasa amitsika, fa gne fiainagny miasa aminareo.