1 line
337 B
Plaintext
1 line
337 B
Plaintext
\v 3 Fa raha voasarogny gne filazantsaranay, izany da hovoasarogny amin'gne izay maty raiky avao. \v 4 Amin'gne toe-javatry mitranga amin-dreo,gne andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba gne saigny tsy minon'izy ireo. Vokatr'izay, tsyafaky mahita gne fahazavan'gne filazantsaran'e vononahitr'i Kristy indreo, izay andrik'Andriamanitry. |