plt-x-antaifasy_2co_text_reg/03/01.txt

1 line
547 B
Plaintext

\c 3 \v 1 Hanomboky hidera-tegna indraiky me iay? Iay da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, ako gne olo sasany, sa tsy izany? \v 2 E tegnanareo gne taratasy fagnamarinagny, izay voasoratry am-pontsika, izay fantatry sady vakin'gne olo marobe. \v 3 Anareo da mampiseho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, izay natolotry tsika. Izany da tsy voasoratry tamin'gne ranomainty fa tamin'gne Fagnahin'e Andriamanitry velogny. Izany da tsy voasoratry tamin'gne takela-bato, fa tamin'gne takelaky gne fon'e olombelogny.