plt-x-antaifasy_2co_text_reg/02/16.txt

1 line
473 B
Plaintext

\v 16 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? \v 17 Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry.