plt-x-antaifasy_2co_text_reg/02/14.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 14 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. \v 15 Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty.