plt-x-antaifasy_2co_text_reg/02/12.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 12 Nisokatry ho ana gne varangaragny tamin'e Tompo rehefa tonga tamin'gne tanàn-dehibe an'i Troasy nitory gne filazantsara an'i Kristy tagny. \v 13 Ndreizany aza, tsy nanagny fiadanan-tsaigny iao, satria tsy nahita gne ralako Titosy tagny. Arakaizany, niala andreo iao da nandea niverigny ta Makadonia.