plt-x-antaifasy_2co_text_reg/02/10.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 10 Ra mamela olo anareo, mamela anizany olo izany avokoa iao. Gne navelako- ranamela gne ra marobe iao- izany famelana izany da fitiavagny anareo amin'gne fanatrehan'i Kristy. \v 11 Izany da mbatsy hamitahan'gne Satana anay. Satria iay da mahafantatry gne drafiny.