plt-x-antaifasy_2co_text_reg/02/05.txt

1 line
369 B
Plaintext

\v 5 Ra nisy olo niteraky alahelo, tsy niteraky anizany tamina avao izy, fa amin'gne endriky hafa-tsy hanitaragny loatry izany-aminareo marobe. \v 6 Ampy gne fagnasaziagny nanin'gne maro an'isa io olo io. \v 7 Ka amin'izao ra tokony ho fagnasaziagny, anareo da tokony hamela heloky sy hampionogny anazy. Anio izany mba tsy handifotry anazy amin'gne alehelo be lotry.