plt-x-antaifasy_2co_text_reg/01/12.txt

1 line
615 B
Plaintext

\v 12 Iay da mirehareha amin'izao fijoroagny vavolombelogny gn'amin'e feon'e fieritreretanay. Fa tamin'e fikasagny madio sy fahatsoram-po izay avy amin'Andriamanitry izay nindesanay gnetegnanay ao amin'izao tontolo izao. Iay da nahavita izany agnaby sady gn'akamaroanay niaraky taminareo-tsy tamin'e fahendren'izao tontolo izao, fa tamin'e fahasoavan'Andriamanitry. \v 13 Iay da tsy nanoratry zavatry tsy ho voavaky na ho azonareo. Iao da magnategnafa, \v 14 satria anareo nahazo gne momba anay amign'ampahany, iay da ho anton'e reharehanareo amign'andron'e Tompontsika Jesosy, akô anareo ho antony hireharehanay.