plt-x-antaifasy_2co_text_reg/01/05.txt

1 line
546 B
Plaintext

\v 5 Fa akô gne hitomboan'e tijalian'i Kristy nohon'e gn'aminay, gne hitomboan'e fampiononagny anay koa amign'alalan'e Kristy.\v 6Fa râ nampahoriagny iay, izany da ho an'e fampiononagny sy famonjegny anareo. Sady rânampiononagny iay, izany da ho an'e fampiononagny anareo. Gne fampiononagny da mandaitry refa manam-pahatetagny hizara ireo fijaliagny izay mitovy amin'e fijalianay koa.\v 7Fa gne fahatokisanay momba anareo da azo antoky, satria iay da mahafantatry fa anareo avakoa da mizara ireo fijaliagny, anareo koa da mizara fampiononagny.