auto save
This commit is contained in:
parent
e200a8480e
commit
fb46b202de
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 8Fa tsy tianay anareo tsy ahalala, ry ralà, gn'amireo olagny nahazo anay tagny Asia. Iay da novesarigny tanteraky mihôtry gne tokony ho zakanay, maro lôtry da tsy nagnantegna gne hiaigny ela esanaky iay.\v 9Taminay tokôtry gne fagnamelohagny e ho faty. Fa izany e nahavy anay tsy hametraky gne tkinay eo amin'e tegnanay avao, f'izy amin'Andriamanitry izay mampitsangagny e maty.\v 10Nagnavotry anay tamin'e loza mahafaty akô izany Izy, sady mbola hagnavotry indraiky. Iay da nametraky gne tokinay taminazy fa mbola hagnafaky anay inddaiky Izy.
|
||||
\v 8Fa tsy tianay anareo tsy ahalala, ry ralà, gn'amireo olagny nahazo anay tagny Asia. Iay da novesarigny tanteraky mihôtry gne tokony ho zakanay, maro lôtry da tsy nagnantegna gne hiaigny ela esanaky iay. \v 9Taminay tokôtry gne fagnamelohagny e ho faty. Fa izany e nahavy anay tsy hametraky gne tkinay eo amin'e tegnanay avao, f'izy amin'Andriamanitry izay mampitsangagny e maty. \v 10Nagnavotry anay tamin'e loza mahafaty akô izany Izy, sady mbola hagnavotry indraiky. Iay da nametraky gne tokinay taminazy fa mbola hagnafaky anay inddaiky Izy.
|
Loading…
Reference in New Issue