auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-17 08:05:35 -05:00 committed by root
parent 6ed95bc842
commit f2a80a3784
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Da namporisiky an'i Titosy iay, izay efa nanomboky an'izany asa izany, mba hagnantanterahagny gne fahasoavagny eo aminareo.\v 7 Fa anareo da manan-karegny amin'e raha agnaby, amin'e finoagny, amin'e zaka, amin'e falalagny, amin'e fahazotoagny agnaby, sady amin'e fitiavanareo anay. Ka amboaro azo antoky mba hanan-karegny amin'izany asa fahasoavagny anareo. [ Gne ULB sy gne UDB, miaraky aminareo dikan-teny maro hata, da mivaky akô izao: "Ao amin'e fitiavanareo anay."amin'e Gne dikan-teny hata da mivaky akô izao: "Sady ao amin'e fitiavanay anareo"]
\v 6 Da namporisiky an'i Titosy iay, izay efa nanomboky an'izany asa izany, mba hagnantanterahagny gne fahasoavagny eo aminareo. \v 7Fa anareo da manan-karegny amin'e raha agnaby, amin'e finoagny, amin'e zaka, amin'e falalagny, amin'e fahazotoagny agnaby, sady amin'e fitiavanareo anay. Ka amboaro azo antoky mba hanan-karegny amin'izany asa fahasoavagny anareo. [ Gne ULB sy gne UDB, miaraky aminareo dikan-teny maro hata, da mivaky akô izao: "Ao amin'e fitiavanareo anay."amin'e Gne dikan-teny hata da mivaky akô izao: "Sady ao amin'e fitiavanay anareo"]