auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-18 01:37:19 -05:00 committed by root
parent 4ef1914da9
commit cb5a76014e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne fagnatanterahagny ionasa fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnomen
Gne fagnatanterahagny ionasa fanompoagny io da tsy vitan'enhoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezan-pisaoragny an'Andriamanitry maro. Fa nho gne fitsapagny anareo izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonareo amin'e filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e faha