auto save

This commit is contained in:
MAD125 2020-02-11 11:40:30 -05:00 committed by root
parent 2288f285e5
commit b7d713cfc6
11 changed files with 11 additions and 11 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty.
\v 14 \v 15 Fa fisaoragny anie ho an'Andriamanitry, izay amini'i Kristy mitariky anay mandrakariva aminin'gne fandresena. Amin'gne alalantsika da haeliny ndre aia ndre aia gne hanitry mamin'gne fahalalagny anazy.. Fa iay da hanitry mamin'i Kristy an'Andriamanitry, na tamin'gne novonjena sy tamin-dreo izay ho faty.

View File

@ -1 +1 @@
Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry.
\v 16 \v 17 Ho an'gne olo izay ho faty, izany da hanitry avy amin'gne fahafatesagny ho amin'gne fahafatesagny. Ho an'gne sasany izay novonjegny, da hanitry avy amin'gne fiainagny ao amin'gne fiainagny. Ia gne mendriky amin'io ra io? Fa iay da tsy mitovy amin'gne olo maro izay mivarotry gne zakan'Andriamanitry mba ahazoagny tombony. F'izy, amin'gne fahadiovam-po, gne hikoragnanay amin'i Kristy, satria nalefa avy amin'Andriamanitry iay, tamin'gne fahitan'Andriamanitry.

View File

@ -1 +1 @@
Hanomboky hidera-tegna indraiky me iay? Iay da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, ako gne olo sasany, sa tsy izany? E tegnanareo gne taratasy fagnamarinagny, izay voasoratry am-pontsika, izay fantatry sady vakin'gne olo marobe. Anareo da mampiseho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, izay natolotry tsika. Izany da tsy voasoratry tamin'gne ranomainty fa tamin'gne Fagnahin'e Andriamanitry velogny. Izany da tsy voasoratry tamin'gne takela-bato, fa tamin'gne takelaky gne fon'e olombelogny.
\v 1 \v 2 \v 3 Hanomboky hidera-tegna indraiky me iay? Iay da tsy mila gne taratasy fagnamarinagny aminareo na avy aminareo, ako gne olo sasany, sa tsy izany? E tegnanareo gne taratasy fagnamarinagny, izay voasoratry am-pontsika, izay fantatry sady vakin'gne olo marobe. Anareo da mampiseho fa taratasy fagnambarana avy amin'i Kristy, izay natolotry tsika. Izany da tsy voasoratry tamin'gne ranomainty fa tamin'gne Fagnahin'e Andriamanitry velogny. Izany da tsy voasoratry tamin'gne takela-bato, fa tamin'gne takelaky gne fon'e olombelogny.

View File

@ -1 +1 @@
Da izany gne toky izay anagnatsika eo anatrehan'Andriamanitry amin'gne alalan'i Kristy. Isika da tsy mahefa amin'gne tegnatsika mba handray ndre ino ndre ino izay avy amintsika. F'izy, gne fahefantsika da avy amin'Andriamanitry. Andriamanitry gne nagnano antsika mba ho mpanompon'gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekegny tsy avy amin'e soratry fa an'e Fagnahy. Fa gne soratry mamono, da gne Fagnahy magnome aigny.
\v 4 \v 5 \v 6 Da izany gne toky izay anagnatsika eo anatrehan'Andriamanitry amin'gne alalan'i Kristy. Isika da tsy mahefa amin'gne tegnatsika mba handray ndre ino ndre ino izay avy amintsika. F'izy, gne fahefantsika da avy amin'Andriamanitry. Andriamanitry gne nagnano antsika mba ho mpanompon'gne fagnekegny vaovao. Izany da fagnekegny tsy avy amin'e soratry fa an'e Fagnahy. Fa gne soratry mamono, da gne Fagnahy magnome aigny.

View File

@ -1 +1 @@
Da gne asa izay niteraky fahafatesagny - da voasoratry tambonin'gne vato - da tonga tamim-boninahitry zakabe ka gne vahokan'Israely da tsy hafaky nibanjigny gne tavan'i Mosesy. Izany da nohon'gne voninahitry gne tavany, gne voninahitry izay nihalevogny. Ho voninahitry zakabe akoignaia gne asa izay anin'gne Fagnahy?
\v 7 \v 8 Da gne asa izay niteraky fahafatesagny - da voasoratry tambonin'gne vato - da tonga tamim-boninahitry zakabe ka gne vahokan'Israely da tsy hafaky nibanjigny gne tavan'i Mosesy. Izany da nohon'gne voninahitry gne tavany, gne voninahitry izay nihalevogny. Ho voninahitry zakabe akoignaia gne asa izay anin'gne Fagnahy?

View File

@ -1 +1 @@
Fa ra nanagny voninahitry gne asan'gne fagnameloagny, da akoignaia gne fitomboan'gne voninahitry gne asan'e fahamarinagny! Satria tokotry, izay nomena voninahitry ndraiky da tsy hanamboninahitry esanaky amin'izany fomba izany, nohon'gne voninahitry izay mampitombo izany. Fa ra gne nandalo fotsiny gne nanagny voninahitry, da tsy hanagny voninahitry mihoatry noho izay me iza maharitry!
\v 9 \v 10 \v 11 Fa ra nanagny voninahitry gne asan'gne fagnameloagny, da akoignaia gne fitomboan'gne voninahitry gne asan'e fahamarinagny! Satria tokotry, izay nomena voninahitry ndraiky da tsy hanamboninahitry esanaky amin'izany fomba izany, nohon'gne voninahitry izay mampitombo izany. Fa ra gne nandalo fotsiny gne nanagny voninahitry, da tsy hanagny voninahitry mihoatry noho izay me iza maharitry!

View File

@ -1 +1 @@
Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao."
\v 1 \v 2 Fagnitelony iao gne nandalovako aty aminareo. "Gne fiampangagny marobe da tsy maintsy miorigny amin'gne porofo amin'e vavolombelogny roy na telo." Efa nizaka tamin-dreo izay nanota iao taloha sy tamin-dreo ambiny rehetra rehefa teo fagnidroany, da zakaiko indraiky izany:" Rehefa tonga indraiky iao, da tsy hiantra andre iao."

View File

@ -1 +1 @@
Mizaka anareo izany iao satriaanareo da mitady porofo fa i Kristy da mizaka amin'gne alalako. Tsy marefo aminareo Izy. F'izy, mahery aminareo Izy. Fa Izy nohombohagny amin'gne fahalemena, nefa velogny tamin'gne herin'Andriamanitry. Fa isika da marefo aminazy, f'izy isika da miara-miaigny amin'gne herin'Andriamanitry ategnategnanareo.
\v 3 \v 4 Mizaka anareo izany iao satriaanareo da mitady porofo fa i Kristy da mizaka amin'gne alalako. Tsy marefo aminareo Izy. F'izy, mahery aminareo Izy. Fa Izy nohombohagny amin'gne fahalemena, nefa velogny tamin'gne herin'Andriamanitry. Fa isika da marefo aminazy, f'izy isika da miara-miaigny amin'gne herin'Andriamanitry ategnategnanareo.

View File

@ -1 +1 @@
Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany.
\v 5 \v 6 Diniho gne tegnanareo ra tianareo ho hita fa aminin'gne finiagny anareo. Tsapay gne tegnanareo. Tsy mbola azonareo an-tsaigny me izany gne momba gne amin'e tegnanareo fa i Jesosy Kristy da aminareo? -Ra toa anareo ka tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Iao da mahatoky fa anareo da hiaiky fa isika da nahomby amin'izany fitsapagny izany.

View File

@ -1 +1 @@
Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao.
\v 7 \v 8 Amin'izao isika da mivavaky amin'Andriamanitry fa tsy afaky agnano ra ratsy anareo. Iao da tsy mivavaky gne afaky ahitagny fa isika da nahomby amin'gne fitsapagny. F'izy, iao da nivavaky gne mba ahafahanareo magnano izay mety f'izy isika da mety ho hita ako gne tsy nahomby tamin'gne fitsapagny. Fa isika da tsy afaky gne hagnano ra manohitry amin'gne fahamarinagny, fa ho an'gne fahamarinagny raiky avao.

View File

@ -1 +1 @@
Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe.
\v 13 \v 14 Gne mpino marobe da magnano veloma anareo. [Fagnamarinagny: Gne dikan-teny sasany da magnabara e andininy faha 13 amin'e andininy faha 12 da magnano gne andininy faha 14 ho andininy faha 13.] Enga anie gne fahasoavan'e Tompo Jesosy Kristy, gne fitiavan'Andriamanitry, sy gne fiarahagny amin'e Fanahy Masigny ho aminareo marobe.