auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-17 10:40:24 -05:00 committed by root
parent 90553d3ffc
commit b5d31f1aac
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Gne tagnatanterahagny io asa fanompoagny io da tsy vian'e hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezam-, pisaorag y an'Andriamanitry maro. Fa noho gne fitsapagny izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonanareoame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo ame fahalalan-tagnanareo amin'e fagnomezana ho andreo sy gn'olo agnaby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indr
Gne tagnatanterahagny io asa fanompoagny io da tsy vian'e hoe mahafeno gne raha ilain'e mpino avao. Mitombo avakoa izany amign'asa fagnomezam-, pisaorag y an'Andriamanitry maro. Fa noho gne fitsapagny izay voaporofo amin'io asa io, da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo amin'e fankatoavagny gne fifonanareoame filazantsaran'i Kristy. Da hagnome voninahitry an'Andriamanitry koa anareo ame fahalalan-tagnanareo amin'e fagnomezana ho andreo sy gn'olo agnaby. Magniry anao indreo, sady mivavaky ho anao indreo. Magnano izany indreo noho gne fahalebiazan'e fahasoavan'Andriamanitry ao