auto save

This commit is contained in:
MAD126 2020-02-14 07:48:55 -05:00 committed by root
parent d7c5deed0f
commit ad8e6d4e68
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 9 Moa nanota me iao tamin'e fanetren-tenako mba hisandratanareo? Fa nitory gne filazan-tsaran'Andriamanitry maimaimpoagny ho anreo iao. \v 8 Nandroba ireo fiangonagny hafa iao tamin'e alalan'e fanekegny fanohanagny avy amindreo mba ahafahako manompo anareo. Rehefa niaraky taminareo iao sady nila fagnampiagny, da tsy nagnavesatry ndre ia ndre ia. Fa ireo raha nilaiko da nomen'ireo mpirahalà zay avy agny Makedonia. Tamin'e raha rehetra da nitandrigny gne tegnako tsy ho enta-mavesatry aminareo iao, sady hanohy zany.
\v 7 Moa nanota me iao tamin'e fanetren-tenako mba hisandratanareo? Fa nitory gne filazan-tsaran'Andriamanitry maimaimpoagny ho anreo iao. \v 8 Nandroba ireo fiangonagny hafa iao tamin'e alalan'e fanekegny fanohanagny avy amindreo mba ahafahako manompo anareo. \v 9 Rehefa niaraky taminareo iao sady nila fagnampiagny, da tsy nagnavesatry ndre ia ndre ia. Fa ireo raha nilaiko da nomen'ireo mpirahalà zay avy agny Makedonia. Tamin'e raha rehetra da nitandrigny gne tegnako tsy ho enta-mavesatry aminareo iao, sady hanohy zany.